Teny iditra | atelina (telina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Agorodana na avarina any an-tenda: Atelomy haingana iny pilina iny fa mangidy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be swallowed [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on avale [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atelina io | ||||||||
Fivaditsoratra | atelina, elatina, tainale |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |