Teny iditra ataratra (taratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mitaratra, izany hoe mijery zavatra ao ambadika lamba iray na mitily olona amin' ny tsirim-pahazavana alefan' ny fitaratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La main ou autre objet dont on se sert en guise d'abat-jour pour regarder, ce à travers quoi on regarde, ce qui réfléchit la lumière, comme le fer-blanc, le miroir [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ataratra, ataratro, ataratrao, atarany, ataratsika, ataratray, ataratrareo, ataratr', atara-, ataratry
Ny lasa : nataratra, nataratro, nataratrao, natarany, nataratsika, nataratray, nataratrareo, nataratr', natara-, nataratry
Ny hoavy : hataratra, hataratro, hataratrao, hatarany, hataratsika, hataratray, hataratrareo, hataratr', hatara-, hataratry
Filaza mandidy : atarafo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20