Teny iditra atampina (tampina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao tampina, izany hoe: atao sarona na tsentsina na sakana: Itỳ biriky itỳ atampina ny lavaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atampina, atampiko, atampinao, atampiny, atampintsika, atampinay, atampinareo, atampin', atampin-, atampim-, atampi-
Ny lasa : natampina, natampiko, natampinao, natampiny, natampintsika, natampinay, natampinareo, natampin', natampin-, natampim-, natampi-
Ny hoavy : hatampina, hatampiko, hatampinao, hatampiny, hatampintsika, hatampinay, hatampinareo, hatampin', hatampin-, hatampim-, hatampi-
Filaza mandidy : atampeno

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/24