Teny iditra | atakatra (takatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manakatra: Itỳ hazo itỳ atakatra an' io boky io [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce avec quoi on atteint, on touche, on parvient à [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | akatatra, atakatra, tarataka, tataraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |