Teny iditra asoka (soka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atsoboka, alentika ao anaty rano dia tsoahina: Asokay ao anaty kafe misy ronono ny mofo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asoka, asoko, asokao, asony, asotsika, asokay, asokareo, asok', aso-
Ny lasa : nasoka, nasoko, nasokao, nasony, nasotsika, nasokay, nasokareo, nasok', naso-
Ny hoavy : hasoka, hasoko, hasokao, hasony, hasotsika, hasokay, hasokareo, hasok', haso-
Filaza mandidy : asokao, asokay

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05