Teny iditra asasy (sasy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao sasy, atao fiteny na filatron-kira mialoha: Feon-javamaneno mahafinaritra no nasasiny ny fampisehoana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asasy, asasiko, asasinao, asasiny, asasintsika, asasinay, asasinareo, asasin', asasin-, asasim-
Ny lasa : nasasy, nasasiko, nasasinao, nasasiny, nasasintsika, nasasinay, nasasinareo, nasasin', nasasin-, nasasim-
Ny hoavy : hasasy, hasasiko, hasasinao, hasasiny, hasasintsika, hasasinay, hasasinareo, hasasin', hasasin-, hasasim-
Filaza mandidy : asasio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20