Teny iditra aro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Fiarovana [1.78]
 Izay rehetra entina mitandrina tsy ho voa, tsy ho simba: Aron' akanjo ~ Tandroka aron' ny vozona ~ Aro riaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A defence, a protection, a rampart, that which gives protection. [1.2]
 Protection [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Protection [1.8]
 Protection
Bride d'arrêt. [Voambolana: Toe-karena: zaitra] [1.13]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra aro
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Roa [1.78]
Voambolana 
Tovy hevitra aroa ~ roay

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18