Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
araoka
(
ra
oka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Entina mandraoka, manangona:
Ity harona ity araoka ireo tsaramaso raraka ireo
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
araoka
, araoko, araokao, araony, araotsika, araokay, araokareo, araok', arao-
Ny lasa :
naraoka, naraoko, naraokao, naraony, naraotsika, naraokay, naraokareo, naraok', narao-
Ny hoavy :
haraoka, haraoko, haraokao, haraony, haraotsika, haraokay, haraokareo, haraok', harao-
Filaza mandidy :
araofy
Fivaditsoratra
araoka
,
aroaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20