Teny iditra ara-kevitra
Singan-teny ara- (araka) ; hevitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Atao mifanaraka amin' ny: Ara-kevitry ny andro niasana no hanomezana ny karama [1.1]
 [ ara-keviny ] Tsy atao maty paika fa araka ny vinavina tokony ho izy fotsiny: Tsy misy mizana fa ataovy ara-keviny fotsiny eo ny fizarana ny hena [1.1]
 Ny tokony ho izy mifanaraka amin' izay natao sy izay vita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Proportion, in Arithmetic. [Voambolana: Matematika: rafitrisa] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Selon le sens, selon le contexte, en proportion, proportionnellement, à raison de: Ara-kevitry ny andro niasana no hizarana ny vola (L'argent sera partagé proportionnellement aux jours de travail) [1.3]
 Règle de proportion, règle de trois, règle de société [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18