Teny iditra ara-kaizina
Singan-teny ara- (araka) ; haizina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fanaon' ny jiolahy hitadiavany ny maizimaizina lalandava hanafenany ny ratsy vitany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Hiding one's self under cover of darkness. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18