Teny iditra | arahina (araka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza itỳ fa arahiny izay rehetra ataon-drainy Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao Takina: Ny lova tamin' i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be followed, to be pursued, to be prosecuted; to be sued for, as debts. [1.2] | ||||||||
To be followed; to be prosecuted [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on suit, qu'on poursuit [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Lohateny | |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny arahina io | ||||||||
Fivaditsoratra | arahina, hairaña, hariana, iharana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |