Entrée | apetraka hisotro ronono (petraka, sotro, ronono) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | ilazana ireo mpiasa (indrindra ny mpiasam-panjakana) nahavita ny fe-potoana ilaina ka tsy miasa intsony, nefa mandray vola noho ny taona maro niasany [Rajemisa 1985] | |
Synonymes | misotro ronono | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |