Teny iditra antsitrika (sitrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba filomanosana milentika any anaty rano sady misosa ao ka raha tsy elaela tsy mitranga erỳ lavidavitra [1.1]
 Lomanon' ny mahay, izay mahay misitrika ela any anaty rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Diving into water [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de se plonger, de s'enfoncer dans l'eau [1.3]
 Plongeon [1.8]
Ohatra Tapa-kevitra aho fa hanao antsitrika ihany. [2.4]
Mpanahaka  rano tsilany ~ tsikaroka ~ tsipy sandry
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07