Teny iditra antsinay > antsina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Same as antso, a call [1.2]

Teny iditra antsinay > antsina
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Qu'on croit, croyait. (ambàra). [1.19]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : antsina, antsiko, antsinao, antsiny, antsintsika, antsinay, antsinareo, antsin', antsin-, antsim-, antsi-
Ny lasa : nantsina, nantsiko, nantsinao, nantsiny, nantsintsika, nantsinay, nantsinareo, nantsin', nantsin-, nantsim-, nantsi-
Ny hoavy : hantsina, hantsiko, hantsinao, hantsiny, hantsintsika, hantsinay, hantsinareo, hantsin', hantsin-, hantsim-, hantsi-

Teny iditra antsinay > antsina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Qui a une odeur forte [mentionné dans laronantsina ] [1.196]

Fivaditsoratra 

Teny iditra antsinay > antsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala [1.78]
  [Tanala] Antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [1.78]
 Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A knife [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Canif [1.3]
 Couteau dont la lame se replie [1.3]
 Couteau [1.8, 1.13]
Ohatra 
1Dia ny antsy izany no mahery! [2.69]
2Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442]
Voambolana 
Tovy hevitra antsibe
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra