Teny iditra antsimpanafody
Singan-teny antsy ; fanafody
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antsy kely fandidian' ny dokotera marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A surgical knife. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Lancette, bistouri et autres instruments tranchants de chirurgie [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24