Teny iditra | antsantsalahy | |
Singan-teny | antsantsa ; lahy | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny anglisy | A man who is very tall, strong, robust, or clever [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Prodigieux dans son genre, éloquent [1.3] | |
Requin mâle. Se disait des hommes éloquents [2.415] | ||
Ohatra | Nangotraka tokoa ny fihaonana fa mpikabary raindahiny sy antsantsalahy avokoa no nandahatra, na ny avy amin'ny atsimo, na ny avy amin'ny avaratra;
[2.588] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01 |