Teny iditra | antontam-bary | |
Singan-teny | tonta ; -bary (vary) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | Riz en pignon, en tas [1.3] | |
[Merina] (de antonta : riz) Riz coupé et posé en gerbes sur les digues des rizières, après la moisson. [1.196] | ||
Ohatra | Atao eo afovoan' ny famoloana ny antontam-bary hovelezina, ary amelana tokotany manedidina, tokony ho 2 na 3 m.
[1.38] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |