Teny iditra antoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Fiantsoana ho tsaraina [1.78]
 Fiantohana, izany hoe fanondroana zavatra ho solon' ny zavatra iray raha toa misy fahaverezany na fahasimbany itỳ faharoa: Tsara antoka ny famantaranandronao fa mandria ivohon' ny vato
Zavatra na vola izay tanana raha tsy voaloa ny vola nosamborina: Anto-bolan' olona io trano io ka tsy azonao vidina
Andraikitra: Antokao raha tsy vita ara-potoana itỳ trano itỳ
Adidy: Antoky ny ray aman-dreny ny fianaran-janany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Pledge [1.2, 1.7]
 Surety, surety-ship, responsibility. See adidy, andraikitra [1.2]
 A guarantee; insurance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Assentiment donné en levant la tête, appel en baissant la tête [1.3]
 Caution, garantie [1.8, 1.13]
 Assurance [1.8]
 Sécurité, gage, hypothèque, aval [1.13]
Ohatra Azony antoka fa tsy hamitaka azy na oviana na oviana ny vadiny. [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : antoka, antoko, antokao, antony, antotsika, antokay, antokareo, antok', anto-, anton-, antoky
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra antoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A nod of assent. [1.2]
Haiendriteny 
Tsotra : antoka, antoko, antokao, antony, antotsika, antokay, antokareo, antok', anto-, antoky
Sampanteny 
 

Teny iditra antoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Tsatokazo [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Same as antoko, a trivet. See toko. [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11