Teny iditra antenimieran > antenimiera
Singan-teny teny ; miera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivorian' olona vitsivitsy ao anatin' ny fikambanana iray mba hihevi-draharaha
Mitovy hevitra: komity [1.1]
 Andrim-panjakana iray misy ny olom-boafidy mamolavola mifidy ary mandany ny lalàna [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Assemblée [1.13, 1.5]
Tovy hevitra komity
Kamban-teny 