Teny iditra |
ano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fanaovana asa na fikarakarana zavatra. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Provincial for tao [1.2]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
ano
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Vita [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Fait, réparé [1.82]
|
|
Teny iditra |
ano
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
[ año ] Ranona [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Provincial for anona [1.2]
|
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
año
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Tsara, soa [1.78]
|
|