Teny iditra ankoatra
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra / Efa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Beyond; over and above [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Au-delà de [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Ka angaha ny tena mba nanana akanjo hafa ankoatry ny fanamiana tily! [2.356]
2Ary na tsy mihaona eto aza, mihaona any ankoatra. [2.499]
Haiendriteny 
Tsotra : ankoatra, ankoatry
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16