Teny iditra ankizimahatsoakafo
Singan-teny ankizy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny nilazana fahiny ihany koa an' ireo olona manana ny ampy teo amin' ny fiainana, efa manambola, mana-mpanompo, mahavelon-tena tsara [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02