Teny iditra ankitiny
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] marina [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Proper, suitable. Same as marina or mahitsy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava-Mayotte] [ ankitiñy ] Vrai, vraiment, absolument, vérité [1.405]
Ohatra Izikoa ankitiny anao maneky lehilahy tsy miteraka, ampodiàna sevalin' ny mahangy ty aroe, alà ninao araiky. [2.150]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31