Teny iditra ankinina (ankina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao miankina amin' ny..., ka amin' ny hevitra an' ohatra indrindra no ampiasana azy: Aza ankininao amiko irery io raharaha io
(Ampitahao: Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be placed against, to be put against for support, to be rested upon something or somebody. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ankinina, ankiniko, ankininao, ankininy, ankinintsika, ankininay, ankininareo, ankinin', ankinin-, ankinim-, ankini-
Ny lasa : nankinina, nankiniko, nankininao, nankininy, nankinintsika, nankininay, nankininareo, nankinin', nankinin-, nankinim-, nankini-
Ny hoavy : hankinina, hankiniko, hankininao, hankininy, hankinintsika, hankininay, hankininareo, hankinin', hankinin-, hankinim-, hankini-
Filaza mandidy : ankino

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20