Teny iditra anilany (any, ila, -ny)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Akaiky: eo anilan' ny tranonay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à côté, d'un côté [1.3, 1.5]
Tsipelina hafa 

Teny iditra anilany (any, ila, -ny)
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ny anankiray amin' ny zavatra na olona roa tonta (mifamaly amin' ny andaniny: Ny anilany manaiky, ny andaniny anefa mandà [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as mifanila [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31