Teny iditra | angolangola (angola) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Jereo angola [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Demandes importunes, fantaisies, caprices Figuré: fion, notes d'agréement en musique [1.3] | |
Ohatra | Tsy dia vola be tsy akory izany omena ny zafy izany, fa hanta sy angolangola hiany, satria mbola velona izahay mivady raibeny sy renibeny.
[2.59] | |
Zanakanarana | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny angolangola io | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/03 |