Teny iditra | angoango | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza hevitra miavoavo, fitoeranjavatra feno mitafotafo, na zavatra miavovona be Aingitraingitra sy haitraitra. [1.1] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
| |||||||
Teny iditra | angoango | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Doka, dokadoka [1.78] | ||||||
Fivaditsoratra | angoango, gonagona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |