Teny iditra | andro vitan-keny ho azy | |
Singan-teny | andro ; vita ; heny ; ho ; azy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tonon' andro mety hampidi-doza aminy [1.1] | |
Ohatra | Ary havahako, ka hosoritako, ry Manamango fandrao tonon' andro nahavelomany andro any, ary andro vitan-keny ho azy, ary andrao lozan' omby nompiany
[2.857] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22 |