Teny iditra androtsimaty > andro tsy maty
Singan-teny andro ; tsy ; maty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Andro fifaliam-be ka samy mahazo manao izay tiany amin' ny fanaranam-po ny olona rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ androtsimaty ] A day granted for general sensual indulgence [1.2]