Teny iditra | andriamanjaka | |
Singan-teny | andriana ; manjaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza ny mpanjaka, lahy na vavy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [manjaka, root zaka, reigning.] The reigning sovereign. [1.2] | |
A king or queen [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Roi, reine [1.8] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny andriamanjaka io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15 |