Teny iditra andevon-drazana
Singan-teny andevo ; razana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Esclave dont la famille sert ou a servi celle du maître de génération en génération [1.3]
Ohatra raha manao ratsy ny tompo ny izy, dia amidy ny tompony — na andevondrazana, na lova, na hafatra ny razana, ka natao ny razana hoe "aza amidy fa nanao soa anay" ka raha manao ratsy amy ny zaza mandimby, dia mahazo mivarotra azy ny zaza mandimby [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24