Teny iditra anampy (ampy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza izay atao fanampiny amin' ny zavatra iray: Intỳ misy vola kely hanampy ny vatsinao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of something added to something else [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on ajoute [1.3]
Ohatra 
1Ny mifosa azy amy ny lafy efatra anampy azy avy. [2.69]
2moa mbola misy azonao anampy momba ny Tsodrano aloha? [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anampy, anampiko, anampinao, anampiny, anampintsika, anampinay, anampinareo, anampin', anampin-, anampim-
Ny lasa : nanampy, nanampiko, nanampinao, nanampiny, nanampintsika, nanampinay, nanampinareo, nanampin', nanampin-, nanampim-
Ny hoavy : hanampy, hanampiko, hanampinao, hanampiny, hanampintsika, hanampinay, hanampinareo, hanampin', hanampin-, hanampim-
Filaza mandidy : anampio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21