Entrée | ampitso | ||||||||
Partie du discours | nom ou adverbe | ||||||||
Définition malgache | Enti-milaza ny andro manaraka ny andro itenenana na ny andro tenenina: Tsy misy mahalala ny ampitso. / Narary izy ny ampitson' ny nandehanany ¶ Ny ho avy: Ny ampitso no hanamarina izany ¶ Indraindray ampiasaina ho mpamaritra matoanteny mitovy amin' ny rahampitso: Ampitso izy no handeha, [Rajemisa 1985] | ||||||||
Traduction anglaise | to-morrow. Same as rahampitso. [Richardson 1885] | ||||||||
tomorrow, the morrow [Hallanger 1973] | |||||||||
Traduction française | demain, le lendemain [Hallanger 1974] | ||||||||
Dérivations |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot ampitso | ||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |