Teny iditra ampirehetana (rehitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Tsy hisy hampirehetana afo ny tranonareo amin' ny sabata [2.996]
2Mba tsy hiandrasako ela, nampirehetany feran' arina aho ary dia nopasohiko lena ny akanjoko [2.4]
3Izy rehetra mpaka vadin' olona avokoa, hoatra ny fatana nampirehetan' ny mpanao mofo afo, izay mitsahatra tsy misoron' afo, hatramin' ny nametafetany ny koba ka mandra-pivontony [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampirehetana, ampirehetako, ampirehetanao, ampirehetany, ampirehetantsika, ampirehetanay, ampirehetanareo, ampirehetan', ampirehetan-, ampirehetam-, ampireheta-
Ny lasa : nampirehetana, nampirehetako, nampirehetanao, nampirehetany, nampirehetantsika, nampirehetanay, nampirehetanareo, nampirehetan', nampirehetan-, nampirehetam-, nampireheta-
Ny hoavy : hampirehetana, hampirehetako, hampirehetanao, hampirehetany, hampirehetantsika, hampirehetanay, hampirehetanareo, hampirehetan', hampirehetan-, hampirehetam-, hampireheta-
Filaza mandidy : ampireheto

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20