Teny iditra ampianaro (anatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ampianarina [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan i Madagaskara. [2.649]
2Koa ampianaro fietrena ny ankohonanao, mietry vao mison-drotra; [2.285]

Teny iditra ampianaro (anatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ampianarana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31