Teny iditra ampandreneso (re)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ampandrenesana [fitanisana]
Ohatra 
1Mba ampandreneso ihany, fa izaho tsy manjaka aman-keloka. [2.298]
2Ampandreneso ny andro handevenana an' i Tompokolahy, fa te-hanome voninahitra azy aho. [2.270]

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/13