Teny iditra ampandeferana (lefitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra Raha ny tena marina dia tsy hita izay manamarina ny isan' ny miaramila toy izay misy eto amintsika sy ny vola mihoampampana atokana ho azy, ka ampandeferana ny fampandrosoana ny firenena. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampandeferana, ampandeferako, ampandeferanao, ampandeferany, ampandeferantsika, ampandeferanay, ampandeferanareo, ampandeferan', ampandeferan-, ampandeferam-, ampandefera-
Ny lasa : nampandeferana, nampandeferako, nampandeferanao, nampandeferany, nampandeferantsika, nampandeferanay, nampandeferanareo, nampandeferan', nampandeferan-, nampandeferam-, nampandefera-
Ny hoavy : hampandeferana, hampandeferako, hampandeferanao, hampandeferany, hampandeferantsika, hampandeferanay, hampandeferanareo, hampandeferan', hampandeferan-, hampandeferam-, hampandefera-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20