Teny iditra amidy (vidy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Omena hovidiana: Amidinao ve itỳ vorona itỳ?
Entina mividy: Iny vola roapolo, ka ariary folo hamidy siramamy ary ariary folo hamidy sigara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See vidy. [1.2]
 To be sold; for sale [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on vend; à vendre [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : amidy, amidiko, amidinao, amidiny, amidintsika, amidinay, amidinareo, amidin', amidin-, amidim-
Ny lasa : namidy, namidiko, namidinao, namidiny, namidintsika, namidinay, namidinareo, namidin', namidin-, namidim-
Ny hoavy : hamidy, hamidiko, hamidinao, hamidiny, hamidintsika, hamidinay, hamidinareo, hamidin', hamidin-, hamidim-
Filaza mandidy : amidio
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20