Teny iditra amiba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana mikraoby bibikely, mivelona ao anaty rano maloto, ka miteraka ny aretina atao hoe fivalanandra amibianina raha tafiditra any anatin' ny tena [1.1]
 Kazaram-biby tokan-tsela miaina ao anaty rano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Amibe [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: amibe.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31