Teny iditra Ambohimanarina (any, vohitra, arina)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra 
1Farany, tonga tany Ambohimanarina tany ho any. [2.4]
2Talata dia niainga ka nitoby teo atsimon'Ambohimanarina. [2.59]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31