Teny iditra amboakelintenda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana kambo lavalava toa mihantona amin' ny faran' ny lanilany ampovoany ka manampina ny lavaka mankany amin' ny orona rehefa mitelin-javatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [tenda, the throat.] The tonsil. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31