Teny iditra | amboafitritra | |
Singan-teny | amboa ; fitritra | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona jefijefy, mitritratritra fiaina [1.10] | |
Olona tsy manjary, tsy vanona [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Used of a person who behaves like a dog. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Polisson, gamin, canaille [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20 |