Teny iditra |
ambivitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu [1.3]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
ambivitra
(any, vivitra)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ [1.1]
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|