Teny iditra ambavala (vavala)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Ohatra Biby manana elatra toy ny valala sy angidina izy, maneno mafy mankarenina, ary betsaka any an' ala na any ambavala. [2.332]

Teny iditra ambavala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] (de vavala : lisière de la forêt) Ocotea madagascariensis (Meisn.) Palacky (Lauraceae). Nom relevé par le garde forestier Sajy. [1.196]
Anarana siantifika Ocotea madagascariensis
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31