Teny iditra Ambaravarambato (any, varavarana, vato)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -22.95, 45.5833333

Teny iditra Ambaravarambato (any, varavarana, vato)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra 
1Andriamambavola, niakatra avy tao Anjohy, Raberesaka Rainimahay niakatra avy tao Ambatovinaky, Rakotonavalona niakatra avy tao Ambavahadimitafo ary Raberanto avy eo Ambaravarambato. [2.508]
2Koa tamy ny andro Alatsinainy 28 Asombola 1849, no nandravany ny tranon dRainimiadana atsy Avaratranjoma izay niangonana isan'Alahady hivavahana, sy ny tranon dRafaralahibe-tsarasaotra koa noravany ny ao Ambaravarambato. [2.59]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31