Teny iditra ambany andrefana
Singan-teny ambany ; andrefana
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1Jeffreys natao lohatrano tao ambany andrefana [2.649]
2Ato ambany andrefana no misy mamba masiaka lehibe. Ivoaimena no anarany, ka laniny avokoa izay zavatra mandalo ao na olona na omby [2.246]
3Mimenomenona amin'ny fahatapahan'ny rano eny amin'ny "borne fontaine" ny mponina etsy ambany andrefana eny Ivandry [MaTV]
Mpanahaka  ambany avaratra ~ ambany atsimo ~ ambany atsinanana

Teny iditra Ambany Andrefana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra Depuis le 18 mai, le « Parc et Jardin Analamahitsy » dans le quartier d’Analamahitsy Ambany Andrefana dans le Ve Arrondissement de la commune urbaine d’Antananarivo, est devenu un lieu de rendez-vous hebdomadaire pour les accrocs de combat de coqs [4.12]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01