Teny iditra |
ambany
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka:
Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony. Enti-milaza toerana tsindrian'ny...:
Misy vola ao ambany ondana ao Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Under [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | En bas, au dessous [1.8]
|
Sampanteny |
|
Tohi-kevitra |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
ambany
|
Sokajin-teny | mpampiankin-teny
|
Fanazavàna teny anglisy | Down [1.2, 1.7]
|
| [root vany.] Under, beneath, below [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sous, bas [1.8]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
ambany
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Andrefana [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
The west [1.2]
|
Voambolana |
|