Teny iditra ambanimbany (ambany)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Plus bas, un peu bas [1.3]
Ohatra 
1Ngaha tary ambanimbany tary, fa avy any moa izy no nipoitra, fa tsy mba niaraka tamintsika. [2.324]
2Tsapany fa ambanimbany toetra amam-pomba ihany izy: [2.470]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08