Teny iditra | ambanilanitra | |
Singan-teny | ambany ; lanitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny na anarana nilazana fahizay ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran' ny fanjakana (hita araka ny fiforonan' ny teny fa malalaka lavitra ny faritry ny ambanilanitra noho ny ambaniandro na ambanimasoandro satria midadasika kokoa ny lanitra noho ny masoandro) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [lanitra, the heavens.] The whole of the subjects of the sovereign, -- nobles, Hova, and slaves. [1.2] | |
Lohateny | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ambanilanitra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12 |