Teny iditra | amalombandana | |
Singan-teny | amalona ; vandana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' amalona lehibe mety mahatratra 1,5 m. ny halavany ary ohatra ny fe ny habeny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [vandana, striped.] Name of a species of eel. [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: trondro | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |